Mandray, Mizara, Mifanampy - Fahalalana, Traikefa, Fikafika, Vaovao
Afaka manoratra ao amin'ny forum sy wiki ianao, raha mila mihoatra izay dia ilazao fotsiny ;-)

-->> Eto ny fisoratana anarana <<--

Silverlight Augmented Reality Toolkit

in

SLARToolkit dia kirakira iray ahafahana manao "Augmented Reality" amin'ny alalan'ny Silverlight.

Windows Phone Developer Tools

in

Nandritra ny MIX10 dia nolazaina tao fa nivoaka ny fitaovana ahafahana manamboatra laminasa amin'ny Windows Mobile 7, amin'ny alalan'ny Silverlight sy XNA.

Iza no milaza fa sarotra ny RIA?

in

Jereo ity oronan-tsary ity dia voavaly ny fanontaniana.

Ireo asa tika mbola misy mitady

in

Ankoatran'ny SAP izay efa voaresaka teto (95% isan-jaton'ny mpianatra gasy SAP dia nahita asa daholo), dia ny Virtualisation,ERP,BI ar

Fitsarana tsipelina

in

Inty misy rindrankajy mpitsara tsipelina amin'ny fiteny malagasy.
Izaho moa manomboka izao dia mampiasa azy io rehefa manoratra lahatsoratra eto amin'ny IFG.

Boky fotsy - Orinasan-daminasa PHP

in

Inty misy boky fotsy manazava ny fametrahana orinasan-daminasa amin'ny PHP.

WCF Data Services

in

Anisan'ny teknolojia mba nahafinaritra ahy dia ty WCF Data Services ity izay natsoina taloha hoe ADO.NET Data Services.

Syndicate content