News aggregator

Toa tsy mandeha ny web sms orange Madagascar e!

Forum informatika Serasera - Tue, 30/12/2008 - 5:52pm
Toa tsy mandeha mihintsy ny web sms orange
Categories: Informatika

Mitady serial number JetAudio 7

Forum informatika Serasera - Fri, 26/12/2008 - 12:05pm
Zay mba manana dia alefaso amiko ny numéro de série Jet AUdio v7. Merci dia ho ela velona e
Categories: Informatika

vahaolana koa ny mitony

Forum informatika Serasera - Wed, 24/12/2008 - 11:09am
attaqué par foza_orana.vbe n'est pas l'amer à boire
vavaka azo atao Que le Sacré C?ur de Jesus soit loué adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles . Amen (promesse de publication après 9 jours) :D :D
Categories: Informatika

?

Forum informatika Serasera - Mon, 22/12/2008 - 5:30pm
windows7? manaôna izy io ze efa mampiasa?

sôtsa
Categories: Informatika

ANTI-PIRATAGE CD Gasy! Tsy mamely bandy kely ah!

Forum informatika Serasera - Fri, 12/12/2008 - 3:50pm
Salut daholo!

Iza mintsy ary le bandy mpanisy an'ireny anti-copie @ CD ireny. Holazaiko eto ihany ny fika hi-évite-na an'iny fikan'i leiry iny fa toa tena mizesta etsy sy eroa hoe tsy azo adika nefa tss...

Ry artista namana:
aza asisiana an'ireny ny CD-nareo fa vao maika mampiakatra be ny olona te handika lalàna ireny (c'est la nature humaine!! izaho aloha izany dia @ io kilasy io)
Aza omena vola i leiry hanisy anireny fika ireny ao anaty CD-nareo fa tsy manjary iny fika iny. Voa fotsiny ianareo mandoa vola fa rapitso dia efa feno CD eny Analakely sy Andravoahangy!

Miandry réaction fotsiny aho dia hitako eo ihany hoe hokoziko ve sa ahoana!

Sopapa ho an'i le bandy nanao an'le gramma iny dia DELPHI le langage eh??? :-P

Hehe!
Categories: Informatika

foza orana sy bouton executer

Forum informatika Serasera - Tue, 09/12/2008 - 10:14pm
tena vonjeo rizareo a !
1. Matos voalohany : tratran'ilay foza orana aho nefa ny bouton executer tsy ao intsony koa efa hatran'ny ela.
2. Matos faharo : mba nisy lay exécuter dia nanaraka lay torohevitr'i Herylo dia niseho tokoa ny icone teo @ bureau fa nony ampitso tsy mandeha intsony indray ny matos fa miverina eo an'ilay fampidirana mot de passe sy chargement de paramètre foana

Misaotra mialoha
:cry:
Categories: Informatika

vonjy mila

Forum informatika Serasera - Mon, 08/12/2008 - 9:41am
Tsy mety tafiditra ao amin'ny tchat reto a! mba ampio
Categories: Informatika

GNU sy open source

Forum informatika Serasera - Fri, 05/12/2008 - 1:57pm
Fony mbola vao nampianarina ny blender dia nazavaina ny anton'ny open source. Ny niatombohany moa izany dia ny fiezahana hanatsara hatrany ny logiciel iray amin'ny fomba "ity sy nday".
Izany hoe tsy ny vola loatra no mahamaika fa ny hananana logociel tsara. (avy eo iny ampiasaina hakana vola ihany).
Misy anefa ny mitsivalam-pandry fa tsy nifanaraka tampoka tao anatiny dia manamboatra logiciel vaovao nalaina tamin'ilay GNU ihany. fork moa no fiantsoana azy teo.

Fa ity no mahalasa ny saiko. Amin'ireny fanaovana logiciel ireny dia ny class no biriky anorenana azy. Ka raha tazomina ilay foto-kevitry ny GNU tamin'ny voaloha dia tsy tokony ho ireo biriky (class) ireo ve no zaraina sy avaozina fa tsy ny trano (logiciel) iray manontolo? Amin'izay mantsy samy afaka manamboatra ny tranony daholo ny olona fa tsy iny iray iny ihany no averimberina miova version isaky ny mihetsika eo.

Matetika moa ny eritreritro efa misy misy mpanao foana. Ka izay mahalala, misy vohikala (site) ve any mitahiry class fampiasa?
Ohatra: PHP dia efa misy class standard bbcode, editeur WYSWYG, ...
OpenGL: integration maya sns
miaraka amin'ny UML hatramin'ny backbone.
Categories: Informatika

Le câble Lion d'orange

Madagascar NTIC - Wed, 03/12/2008 - 5:02pm
Vu sur Express de Madagascar (http://www.lexpressmada.com) Le compte à rebours est lancé. Grâce à son câble Lower Indian ocean network (LION), Orange Madagascar sera le premier opérateur en technologie d'information à pouvoir connecter Madagascar à un réseau international de fibre optique.LION sera opérationnel dès juin 2009, juste avant l’ouverture du Sommet de l'Union africaine. Le début des travaux d'installation a été lancé officiellement à Toamasina jeudi.Techniquement, les activités liées à internet à Madagascar béneficieront d'une excellente connectivité internationale, avec une possibilité de multiplier par dix le volume des échanges.

Foza orana sy pentacloe

Forum informatika Serasera - Tue, 02/12/2008 - 12:20pm
Tsy mampitahotra izany ny foza orana sy ny pentacle fa mila voafehy fotsiny ny fanalana azy,misy karazany maro mantsy ny fisehony sy ny fanalana azy araka izany,tsy mila formatena izany ny HDD fa mandany andro izany no manary donnée fa 2 mn fotsiny anefa io de afaka tanteraka.Mila diovina koa ny clé USB fa miverina indray izy .Antsoy ary ny 03314 27310 raha toa ka manana olana ianao fa tsy misy hataorana io e.
Misaotra tompoko
Categories: Informatika

Anti Foza orana

Forum informatika Serasera - Wed, 26/11/2008 - 9:50am
Manomboka ny voalohan'ny volana desambra de mba misy cadeau kely halefako e, ny Antifoza orana . jereo Jereo eto
Categories: Informatika

mila aide

Forum informatika Serasera - Thu, 20/11/2008 - 3:02pm
raha mba misy manana le code de licence radmin 3.2 de mba mangataka azafady indrindra.Mba vonjeo raha azo atao indrindra.
Categories: Informatika

Virus Foza orana, mbola tsy hahitampanafana

Forum informatika Serasera - Tue, 18/11/2008 - 9:24am
Mimenomenona ny ankamaroan'ny olona fa misy virus FOZA ORANA izany izay mampikorontana ny icone rehetra amin'ny bureau. Ankoatr'izay dia ovainy daholo ny commande, ohatra: raha manao ouvrir amin'ny fichier iray ianao dia fichier hafa no misokatra; mbola tsy infecté aloha ity machine-ko ity , fa maro ny olona efa tratra, Efa nampiasaina daholo ireo malaza rehetra fa tsy nahasitrana azy(mac afee, norton, antivir, avg, sns...). Version farany daholo ireo. ka sao ianareo mahafantatra vahaolana?(aleo misoroka toy izay mitsabo). De tandremo koa ilay antivirus 2009 fa tena poizina be, mody hoe antivirus kay virus.
Categories: Informatika

photoshop

Forum informatika Serasera - Mon, 17/11/2008 - 9:55am
te-hahay photoshop aho ry namana, nefa isaky ny tonga eo anatrehany aho dia tsy hitako izay hatao sy izay haleha. Ny manao sorasoratra no kely mba fa hitahitako, fa ny mikirakira sary sy ny tahatahak' izany dia tena voa mafy.
Izaho anefa mba mankafy fikirakirana sary numerique.
misaotra amin'izay manaiky hampianatra.
Categories: Informatika

IEXPLORER.EXE

Forum informatika Serasera - Sat, 15/11/2008 - 8:17pm
Vita ny eo d tonga ndray ny pb hafa, mba inona kay ity izay mahalala dia ahoana no atao mba tsy hampiverina an'ilay izy intsony?

Izao lé izy: misy fenêtre mipoitra tampoka izany foana misy soratra oe:



IEXPLORER.EXE a rencontré un problème et doit fermer.Nous vous prions de nous excuser pour le désagrément encouru.

Si vous étiez en train d'effectuer un travail en cours,les informations sur lesquelles vous travailliez peuvent voir été perdues.

Veuillez signaler ce problème à Microsoft.
Nous avons créer un rapport d'erreurs que vous pouvez envoyer pour nous aider à améliorer laqualité de l'IEXPLORER.EXE.Nous traiterons vos rapports confidentiellement et anonymement.

Pour afficher les données de ce rapport d'erreurs,cliquez ici
Categories: Informatika

Falsh animation actionscript

Forum informatika Serasera - Fri, 14/11/2008 - 12:56am
Izao, misy animation kely izay nataoko. Vorona manidina ilay izy. Dia tsy tiako adika be dia be fa manavesatra fichier no mandany fotoana. Nampitomboiko amin'ny alalan'ny actionscript izany no fika hitako.
Mandeha tsara ilay izy, fa saingy lasa ambonin'ny layer rehetra rehetra ireo vorona ireo. (layer = calque raha tsy diso aho).
Tiako atao any ambadiky ny hazohazo anefa izy ireo no manidina. Dia tsy hitako ny fika. Na atao ambonin'ny layer misy ilay actionscript aza ny hazohazo dia mbola mivoaka ambonin'ny hazohazo indray ireo vorona.

Tsy haiko raha mazava. Fa raha misy mahalala ny fika handrindra ny layer amin'ny alalan'ny actionscript dia mba atoroy. ActionScript 3 no ampiasaiko.
Categories: Informatika

www.google.mg

Forum informatika Serasera - Thu, 13/11/2008 - 8:49pm
Mba nandende tao @ google a de nanotany tena kely: Oviana le teny gasy vao mahazaka google sa....?????
efa mab miandry ny hisian'ny "www.google.mg" ny vahoaka.

Amiko dia efa fotoanany zao.

Ny teny gasy efa mba anaty lisitra google ihany
Jereo eto

http://www.google.com/transconsole/giyl/check/status

fa tsy mety mivoaka ny dot mg
http://www.google.com/language_tools?hl=en

Mampalahelo. Resin'ny Sesoto[fiteny lesoto: faritra kely ao afirika ao].
Aiza ho aiza ny mpahay teknolojia gasy?
Categories: Informatika

mba vonjeo fa manondrana lé poste de travail

Forum informatika Serasera - Wed, 05/11/2008 - 1:33am
Tsy izany fa izao:saika nisy installation nataoko dia voa-clic clic teo daholo zavatra bedebe d farany nanjavona tsy hitako intsony hatramin'ilay oe lecteur CD-ROM/DVD angah izy izay fa ilay hoe HDD(C:) sisa no ao sy ilay oe DATA(D:) dia tena vaky ny saiko hoe ahoana indray no hamerenana ilay lecteur teo fa atsofoka ilay CD d tsy misy nininn miseho mintsy.Dia misaotra indrindra anareo mba manoro e!

Mba vonjeo sy miangavy mafy raha azo atao e!
Categories: Informatika

mémoire virtuelle

Forum informatika Serasera - Thu, 30/10/2008 - 6:47pm
windows xp no ampiasaiko
refa miasa elaela eo za (2h eo ra ela) dia afficheny oe "votre mémoire virtuelle est pleine"
avy eo, raha mbola manohy miasa aho (sur autocad surtout) de maty ho azy ilay logiciel ampiasaiko.
tsy maintsy redemarrena indray ny machine vao mety
inona no afaka atao @ izany, mety misy afaka manampy ahy ve?
merci
Categories: Informatika

Virus GASY

Forum informatika Serasera - Fri, 24/10/2008 - 11:39am
misy mahita vahaolana @ le virus gasy hoe "tsy virus ty fa olona..........." iny ve ianareo!!
misy pc ray zay ato tratra de tsitako ze atao!! lany noteteziko ny antivirus rehetra.
sa le anti- spyware no mety @ io?
efa nisy tratra ko ve????
Categories: Informatika
Syndicate content