Tsy mety bootable mitsy ny DVD-ko
Posted June 9th, 2011 by Sambilomanana
Salut daolo !
Naka ilay version farany tam debian sur net aho : debian-6.0.1a-i386-DVD-1 dia nataoko tao anaty dvd ilay izy tam nero fa tsy mety mety bootable misy le DVD, efa nijery tam net aho ny fanaovana azy sur nero 7 dia narahiko tsara fa tena tsy tafa e ! mba mila fanampiana indray ! misaotra indrindra
Soa dia DVD RW, indraindray
Soa dia DVD RW, indraindray misy ordi tsy mety booter-na @ reny mihitsy
tena marina io ra fraz !
tena marina io ra fraz ! tena dvd-rw no nasiako azy !! aleo andramana dvd tsotra de laazaiko vaovao eto ihany ! tena tsy tao antsaiko iny marina mafy !
de zao koa ny olana ra fraz
de zao koa ny olana ra fraz aaa nanaraka tuto tam net aho dia nisy an le fichier oe boot.ima iny natao image file satria zay no natoron le tuto dia rehefa booter-na le DVD dia otran oe install windows 95 no menu hita eo dia avy eo lasa flou be ny ecran d'installation ! ilaina ve iny fiochier boot.ima iny ?
tsy azoko tsara, f'anga moa
tsy azoko tsara, f'anga moa tsy tonga dia efa bootable ho azy io image iso DVD io rehefa kikisana @ dvd ?
CD Burner XP koa tsy dia mahasosotra raha hikiky, sady gratos
mazotoa e
salut fraz tena efa bootable
salut fraz
tena efa bootable mitsy le image iso fa de mahagaga ahy fa rehefa kikisako ao anaty DVD le izy dia tsy mety bootable fa oe disc bootable not found na hoe mauvias disc bootable ono !