torohevitra
Posted October 5th, 2011 by faysoaly@serase...
sodé mba misy afaka hanazava ny mikasika ny fi-bootena system d exploitation amina clé USB fa lé micro PC-ko tena tsy misy lecteur CD fa port usb sy lecteur mini SD foana mba ampio fa tena betsaka le donné-ko tavela ao? de mila fanampiana ary inona ny atao?
Misaotra betsaka aloa...
ito toa mety aminao
ito toa mety aminao :
http://www.pendrivelinux.com/universal-usb-installer-easy-as-1-2-3/
- atao FAT32 ilay cle usb
- mitady ISO iray amin'ireto enao Xubuntu 11.10, Kubuntu 11.10, Lubuntu 11.10, Edubuntu 11.10, Ubuntu Server 11.10, and Ubuntu Studio 11.10 na latsaka 10.xx
- mila serveur FTP atao @ reseau andefasana ny data, (cable croisé, filezillaserver) ...
mazotoa ...