Microsoft TechDays's 12

Araka mahazatra isan-taona moa zany dia hanao TIKANDRO (TechDays) indray microsoft ny 7,8 ary 9 Febroary hoavy zao.

Inty ny rohy raha hisoratra anarana amin'izay ianao.

Resaka Cloud, Windows 8, HTML5 moa izany no tena voaresaka betsaka indrindra ao.
[

Ilay frais sisa no tsy

Ilay frais sisa no tsy hananako fa raha ny fahazotoana dia misy betsaka Smiling

efa tsara le

efa tsara le fahazotoana.
Andraso fa mbola asiantsika TIKANDRO any madagasikara any.

Salama daholo Misy malagasy

Salama daholo

Misy malagasy iray hanolotra sy hizaraka traikefa amin'ny techdays 2012: Riana Rambonimanana

Inty ny rohy ahitana ireo

Inty ny rohy ahitana ireo kirakira nampiasain'i Riana tamin'ny seho nataon'ny tamin'ny techdays 12