Kilalao Fanorona

Ity misy kilalao fanorona amin'ny tranonkala,
raha mahita hafa ianareo dia mba omeo hanaovana fampitaha ny motera Smiling
http://perso.wanadoo.fr/harinaivo.andriambololona/fanorona.htm

Valiny:Kilalao Fanorona

Ity misy anankiray mandeha amin'ny gnome (mbola tsy nandramako)
http://www.thibault.org/fanorona/

Ity misy version fanorona

Ity misy version fanorona mbola C++ fotsiny aloha izy ity (tsy mila directX na openGL na Dotnet).

http://www.mlgsofte.com/Logiciels.htm#fanorona

Ny moteur dia débutant sy avancé, fa mbola tsy nisy niteny hoe naharesy ny avancé, f'efa miketrika ny expert indray hono ny MlgSoftE® raha betsaka ny maharesy ny avancé, dia avoaka indray ny niveau expert.
Mahereza daholo e!