Articles

Ireo fitaovana fitantanana Java sy .Net

Amin'izao fotoana izao moa aho, dia miasa amin'ny laminasa maromaro .Net ary Java.

Misy laminasa .Net fotsiny, ao koa ny laminasa sady mampiasa .Net, Java ary Tibco, ary misy laminasa Java ranoray.

Ireto aza ny fitaovana hampiasaina amin'izany:

Maven

Hudson - Junkins

Subversion

Sonar

Ny Eclipse Indigo sy Visual Studio 2010 ihany moa izany no mahasamihafa azy roa.

Mbola vao mandinika tsara ny fiasan izy reo izaho amin izao fotoana, no mandalina ihany koa ny Java (Hibernate, Spring, EJB, JaxB, GWT,....).

Rehefa tafiditra lalina tsara za dia manoratra article eto, manoro ny fomba ahafahana mikirakira technologie maro amin'ny alalan'ny fitaovana iraisana.

HTML5

Voaresaka matetika moa tato ho ato ny HTML5, izay azo lazaina fa hoavin'ny aterineto.

VS 2010 fijerin' i Sami JABER

i Sami JABER moa dia Architecte anisany manana ny maha izy azy. Sady mahafehy ny teknolojia Java sy .Net izy.

Infogasy hita tao amin'ny gazety

Voatantara tao anatin'ny gazety L'Express de Madagascar ny tranonkala Infogasy.

Efficiency & Environmental Impact

Inty misy fikarohana nataon'i Jonathan Koomey, niaraka niasa tamin'ny Microsoft sy Intel momba ny fihatraikan'ny Tika eo amin'ny tontolo iainana.

Infogasy sy Fête de l'internet

Amin'ny 28 sy 29 jona 2008 dia hisy ny hetsika Fête de l'internet eto Antananarivo, ao amin'ny Hotel Carlton. Amin'ny alàlan'ny fiaraha-miasa amin'ny tetikasa Telomiova sy ny Jojopil dia handray anjara ao ny fikambanana Infogasy.

Hiezaka hanaparitaka DVD Linux Debian 4.0r3 etch ny Infogasy amin'io fotoa

Nvidia = Intel killer ?

"Accessoire sisa ny CPU, fa ao amin'ny GPU no tena hitoeran'ny tanjaky ny solosaina", izay no tadiavin'i nVidia hapetraka eo amin'ny informatika ankapobeny amin'izao. Sady adin-tsena ihany moa izy ity ho an-dry zareo orinasa lehibe, fa asa raha hiova hanaraka an'izay ny mety ho firafitry ny solosaina hampiasaintsika ao aoriana kely.

Syndicate content