modifier JAR

Slm aby
atao ahoana n micompiler fichier jar na manao modification fichier jar

atao ahoana n micompiler fichier jar na manao modification fichier jar

Mi-décompiler angamba no tianao lazaina.

Misy ny Java decompiler izay manokatra ny fichier JAR ho azo ampiasaina indray. Arakaraka ny structure-n'ilay projet no-compiler-na anefa no mivoaka ao. Matetika raha nirindra tsara ilay projet dia tafavoakan'i JD mirindra tsara koa.

Jereo eto: http://jd.benow.ca/