Tetik'asa Karaoke Malagasy

Sao dia misy manana fitaovana fanamboarana karaoke mora ampiasaina?
Raha misy misento amin'ny fanamboarana karaoke Malagasy dia milaza fa efa mahita artista gasy vitsivitsy vonona hanone feokira izahay.

Forums: 

slt an,za manana fanaovana karaoke somary tsotra,fa io feokira io mihintsy no manahirana anah e,afaka miara miasa v zany tsika????

Salama e
misaotra betsaka aloha namaly fa efa 8 taona taty aoriana vao nahazo valiny.
Tsara kosa izany, ny tanjona hoe ahavitana ny tokony hatao na dia tsotra azany.

Nanana namana mpahay mozika be izay za tamin'io andro io, fa efa lasa nifindra firenena izy dia tsy tafaresaka firy intsony zay.

Fa raha mahita olona hafa afaka mizara feonkira indray izaho dia lazaiko eto ihany.