Mitady mpahay DELPHI NET Mysql/interbase

Manahoana daholo ary tratry ny taona e!!
Izao dia mpankafy DELPHI ary mirona @ delphi net aho izao, Delphi BDS 2006 no ampiasaiko ary manamboatra site web @ delphi no asako

Manomana projet logiciel net (logiciel de gestion) aho ary mitady olona mahay delphi net mysql/interbase, hiaraha-miasa

Raha misy vonona dia alefaso aty amiko ny mombamomba anareo miaraka @ prestationareo sy ny fomba mety ahafahana miara-miasa satria izaho dia tsy any mada no mipetraka

Misaotra betsaka

Forums: 

Afaka hazavaina mismisy ve ny mikasika ilay logiciel de gestion amboarina io (ireo karazana module atao ao anatiny )? Ary mety haharitra hafiriana ?

Resaka gestion commerciale(achat et vente), ERP (client) sur SRP (fournisseur) ary GST (stock) ilay izy
Efa misy code source delphi 6 ihany efa vita (satria efa vita ilay logiciel io fa natao t@ delphi 6 : application) ny tanjona izao dia ny hametrahana ilay izy sur le web ka amboarina amin'ny alalan'ny delphi net, zany hoe ho transposer-na ho net zany le .pas rehetra, ny tena ho asa lehibe amin'io dia izao :
- Ny Form dia mila haverina tanteraka ka ovaina ho template webform
- Ny modules rehetra efa namboarina dia voatery atao izay aha-compatible azy @ delphi net
- Mila averina jerena tanteraka ny resaka gestion de droit et de securité
- Resaka synchronisation BD.

Misy document complet momba ilay izy (cahier de charge) fa ny fanotaniana dia hoe misy mahay delphi net ve afaka hifanampy amin'io projet io, ary ohatrinona ny prestation-ny, tetik'asa tokony nanomboka t@ nov izy io pour 6 mois (3 pers) fa mbola tsy tena niatomboka satria tsy ampy ny isan'ny olona, Efa nanomboka kely ihany aho, nanamboatra module 2 aho zao aloha hatreto : connexion, utilisateur, (bd mysql)

Azo atao koa ho an'izay mpahay delphi nefa tsy mbola nikasika delphi net ny hoe mifampizara eo amin'ny fandraisana an-tanana an'le .net

Mino aho fa nitondra fanazavana kely aloha hatreto
Aza misalasala manotany e!!

Mandrapihaona indray

Liana : Izay iray vatsy iray aina

Salut,

Izaho mpampiasa Delphi (version 2005 pro amin'izao fotoana) fa saingy tsy mbola nampiasa ilay .Net. Win32 avokoa ny dev efa nataoko:
- système: utilitaires, interfaces matérielles, internet (pop3, smtp, proxy)
- bdd: mysql, interbase, bde, efa maromaro ihany indrindra fa ny mikasika ny intégration à Sage intégrale L100 sy L500

Vonona hifantoka @.net aho raha interessant le projet sy ny fomba hanatanterahina azy.

Manahoana
Tena faly aho nahita hoe misy ihany le olona afaka iaraka hiasa
Tena intéressant le projet ary azo atao tsara ny miaraka miasa
Aiza no toerana hipetrahanao??
ahoana ny proposition nao @ le fiaraha-miasa

Afaka anoratanao ve aho ao @ contact @ liana-mada.net na a.rakotomalala @ laposte.net (nasiako espace kely entre le -@- fa fafao)

Mahavoa informatique de gestion ve ianao (création base des données gestion )

Lazalazao ahy par mail ny momba anao rehetra dia hifampiresahantsika ilay projet (tena tsy ahafanty antoka anao ary mety ho à long terme koa aza)

Mandrapihaona indray
Liana : Izay iray vatsy iray aina

Salama,

Raha mbola mitady fiaraha-miasa ianao dia misy mpianatro izay any, noresahiko azy io dia mahaliana azy.
Efa programmeur ampolo taonany izy fa izaho fotsiny no nampianatra azy Delphi.
Miasa @ SSI aty Mada izy ary BDD mihitsy no tena kapoakany.

Mandra-pihaona.

Manahoana
Mbola mitady aho, raha afaka mifandray amiko io olona lazainao io, io ambony io ny adiresiko

Lazalazao amiko ny momba azy , raha afaka mi-contacter anah directe par mail izy no tena tsara

Mandrapihaona
Liana : Izay iray vatsy iray aina

Ok
Aleo fa omeko azy io dia mifanoratra eo ianareo.

Mandra-pihaona

Salama,

Nanoratra t@ io mail

izahay fa tena tsy mandeha io. Sao dia mba misy mail hafa.

Na koa ity ny mail-ny raha afaka manoratra ianao :

solofoacy[at]hotmail.com

Misaotra.

Na koa ity ny mail-ny raha afaka manoratra ianao :

solofoacy[at]hotmail.com

ADP, tsy adiresy mail io ka. SSO miaraka @ serasera, dia misy an'io izay kaonty serasera mi-loggue eto.

Arahaba
Somary sahirana kely dia tsy teo
Zao ary e! ity adiresy ity anoratana : contact@ liana-mada.net

Dia tonga dia omeko torohevitra ihany koa, ny delphi net (turbodelphi net) dia gratuit, azo télécharger-na ilay logiciel (http://www.codegear.com/downloads/free/turbo ahafahanareo manomboka mijery ilay mety fiovana kely, tsy dia sarotra loatra, fa mila manana fijery orienté Objet fotsiny)@ delphi tsotra

Alefao amin'io mail io ny momba anao sy ny efa nataonao ary ny mety afaka vitanao mifandraika @ ilay voalazako ery ambony dia mifampiresaka isika avy eo

Mirary soa arye, efa manomboka betsaka ny forum momba ny delphi net (mi-compile c#) ary raha raikitra ny fiaraha-miasa dia BDS2006 no logiciel hampiasaintsika.

Aza misalasala raha misy fanotaniana, dia raha mbola misy vonona ny hiaraka hiasa dia mbola mitady foana aho, raha manana fahalalàna manokana momba ny BDD mysql sy interbase moa dia vao maika tena tsara.

Mandrapihaona indray e!

Andry
Liana : Izay iray vatsy iray aina

Salama e.

Izaho indry izany dia efa nampiasa DELPHI mihitsy,
CodeGear RADStudio 2007 no ampiasaiko @ izao
fa efa nanomboka aho t@ version rehetra t@ Delphi 7
,misy mihitsy aza programme de gestion aza aho @
anarako ao @ www.delphifr.com.
Asa na oviana isika afaka hifanampy fa tena ilaiko
mihitsy ny mikarokaroka e.
Mandra-pihaona

Salama
Tena mahasarika ahy izany, enao ve aiza no mipetraka, mada?
Afaka mifandray amiko @ mail ko ve ianao contact@ liana-mada.net
Miandry ny mail nao aho

Liana : Izay iray vatsy iray aina

Antsirabe aho no mipetraka.Efa nandefasako
mail

ianao @ adiresinao tsy haiko na azonao ilay izy.
Mandra-pihaona.

Sao dia mila boky Dephi nareo?
raha mila dia omeo ny reference, dia jerena dia alefa any,fa mahafinaritra ny zavatra hataonareo.

Mila boky mihitsy ka!Ny ilaiko ananako izao dia
"Delphi 7" nosoratan' i Olivier Dahan sy Paul Toth iny.
Io ny reférence.
Misaotra mialoha.

Manja kosa zany.

Inona zao no tena techno fampiasanareo matetika ao rainiDimby ?

andraso ary fa tenenina ianao rehefa tonga any amin'ny mpiandraikitra IFG madagasikara (Mahefa) ilay boky.

Amiko izany dia mandeha daholo ny
techno rehetra e.Na plate-forme na
"environnement de développement".
Dia efa miandry ilay boky aho izany.
Misaotra mialoha e!

Miarahaba ndray
Efa nadefasako mail any ianao ry patdimby, ohatran'ny olona fantatro ianao io raha any antsirabe, miverina mi-contacter anareo aho amin'ny herin'andro hilazako ny fandehan-javatra...

Tsy azoko tsara le lazain'i RTN, misy boky ve zany any? inona ilay boky, za ndray manana olivier Dahan BDS 2006, azo atao koa ny mifampizara raha afaka hampahomby,

Mandrapihaona e!!
Liana : Izay iray vatsy iray aina

nanontany fotsiny za hoe sao dia misy boky ilaina, dia ilay Delphi 7 Studio zany hoy izy sady ohatra miaraka am CD mihintsy izy io. Dia hovidiana aty dia halefa any.

Salama e!
Ie tena miaraka @ CD mihitsy ilay izy ka!
Version Enterprise ny Delphi7 ao antiny ilay izy,misy extrait-n'io boky io
mantsy @ www.codes-sources.com ,ilay mikasika DLL izay ny
anakiray.Maro ny tutoriel afaka vakiana fa eto Madagasikara toa
ohatran'ny tsy misy boky mihitsy.
Tena tsy azoko mihitsy ny mail nalefanao ka ity
no adresse:

.
Mandra-pihaona.

Nandefa mail any aho e!!
De manantena ny hifankahita aminao zany, sy amin'ireo izay rehetra vonona hiara-hiasa

Mandrapihaona
Liana : Izay iray vatsy iray aina

Ny Ahy ity dia tonga de ahitsiko.
Rehefa nijery an'le @bldk@ sy ny fichiers manodidina aho ( lsass.exe , smss.exe , svchost.exe ) ary vao nahafantatra fa nosoratana t@ Delphi le izy dia lasa ny eritreritro.engagement rings Rehefa no-debugge-ko ilay USBFIREWALL dia hitako fa nosoratana t2 Delphi ihany koa.Na dia tsy mahazo antoka tsara aRy aho hoe ireo mamorona an'le Trojan ihany no manome ny fabnafody fanafana , dia mirona any ny eritreritro.
Mamorona trojan fopl ry zalahy de avy eo ampiana zavatra hafa , de avy eo mody hoe ty ny patch.De miesona daholo ny olona.

Aza dia misaina lavitra be loatra ry dannyboy ah!
...

Miarahaba
Efa telo taona lasa izay no napetrako teto ity annonce ity, nifankahita t@ ireo olona mpahay delphi tokoa aho ary nisy ny fiaraha-miasa.
Efa betsaka loatra ny opensource @ izao ka mirona kokoa any indray matetika ny safidy noho ny développement.
Mitohy ihany ny asanay, ary maminavina hanamboatra logiciel izay ho antoky ny fandrosoan'ny orin'asanay izahay.
Gestion de portefeuille Client.prestataire.fournisseur izy io, hisy affichage client, affichage utilisateur (fournisseur / prestataire) ary affichage admin
Ny ho fizotran'ny asa dia mizara roa ary ny asa hatao raha tsorina dia fitambaran'ireto logiciel manaraka ireto :
Joomla (affichage)
LMB (ERP-CRM)
Magento (e-commerce)
Spécifique LIANA

- Hisy socle
- Hisy ny gestion de composant logiciel

Ny développeur dia tsy maintsy mahavita haingana ny cahier de charge aorian'ny fanomezana azy ny EdB
Ny asa dia hatao manomboka Faran'ny vola septambra hatramin'ny Desambra, Livrable dia ny fin décembre (vita recette)
Tena malagasy ny produit havoaka ka hapetraka mazava ny clause ny contrat rehetra

Raha mifandray tsara isika dia hitohy ny fiaraha-miasa.

Azo atao ny misafidy @ fanamboarana ny logiciel na
- PHP, na ASP,na net na JAVA (partie Client sy utilisateur)
- Net na Java ny partie admin sy interne
- Mysql na oracle ny BD
- Serveur manokana

Charte :
- Voafetra ny fotoana hanamoarana ny logiciel
- Par objectif de livrable ny asa atao ka manao rupture de contrat rehefa tsy tratra ny objectif
- Izay mahavita miaraka miasa hatramin'ny farany dia vonona izahay hanao projet miaraka hafa indray fa @ izay fotoana izay efa mety asa iarahana tanteraka mihitsy (CDI)

Mino aho fa nazava aminareo ilay annonce.
Tsy te hanao annoce ofisialy be aho satria mahatoky foana aho fa tsara kokoa ny mahita mpiara-miasa vaovao ety @ itony sehatra itony no ho ny @ hafa

Alefaso amiko ny CV nao sy ny fomba mety ahafahanao mitondra izany projet izany, ny karama tadiavinao ary ny technologie hampiasainao, dia mifanao fotoana isika hifampiresaka bebe kokoa!

Mitady mpahay mitantana serveur reseau s sécurité koa aho!!

Misaotra indrindra
Andry RAKOTOMALALA

Liana : Izay iray vatsy iray aina

Salut Andry
Mbola manao ve ianao zao amin io developpement io iarahana miasa?
Misaotra indrindra!