Infogasy.net mampiasa Drupal7

Efa taona maromaro ihany izay no nisian'ny infogasy.net ary efa elaela ihany no tsy nanavaozana ny motera ao anatiny. Koa amin'izao voalohan'ny taona 2014 izao dia nanapa-kevitra kely mba havaozina hampiasa ny fitaovana farany miasa ny takelaka. Koa satria Drupal no miasa eto amin'ny infogasy.net dia hotohizana izany, amin'izao ary dia mampiasa ny Drupal 7 ny takelaka. Mety mbola hisy zavatra vitsivitsy tsy mivoaka tsara kanefa inoana fa tsy ho ela dia hilamina daholo izany. Eto ihany koa no anararaotana miarahaba sy mirary soa ny rehetra taona feno fanambinana amin'izao 2014 izao.

Sujet: 

Heviteny

Mieritreritra aho hoe afindra ato amin'ny site daholo koa ny contenu ao amin'ny wiki izay efa matotra.

Atao tsikelikely

Misaotra an'i Hery amin'ny fametrahana kinova vaovao,mbola tsy nahita olana aloha za hatramin'izao e.

. Tsara koa izay hevitra izay, wiki matotra hafindra zay, hatao lahatsoratra moa zany, manaova ohatra hoe jerena dia hifandrombonantsika eto.

 

Mazotoa e