Lasa Open Source ny Framework Microsoft .Net

Vaovao iray vao nivoaka omaly, izay anisany tsara tokoa satria dia lasa Open Source - Framework Microsoft .Net

Noho izany alalaka amin'izay ny fikirakirana .Net amin'ny milina mandeha Linux, Mac OS sy ny maro hafa koa. Hanolotra kinova maimaipoana fitaovana Toa ny Visual Studio ihany koa izy.

Raha ny java nanomboka nihidy tamin'ny nividianan'i Oracle azy, ny Dot Net kosa dia lasa nisokatra, azo lazaina hoe nivadika ny rasa izany.