Hisy Android Emulator ao amin'ny Visual Studio 2015

Araka ny nampahafantarin'i Microsoft tamin'ny famoahana ny andrana voalohany amin'ny Visual Studio 2015 izay azon'ny rehetra alaina nanomboka tamin'ny 12 novambra 2014 teo dia hisy Android Emulator ny Visual Studio 2015. Araka ny fanazavana sy ny andrana natao dia malaky kokoa ho an'ny ordinatera Windows ity Emulator ity ary azo ampiasaina ho debugger

ho an'ny app amboarina avy amin'ny fitaovana hafa tahaka ny Android Studio sy Eclipse ADT.

Ny Visual Studio 2015 dia azo andramana maimaim-poana amin'ilay Preview version izay alaina eto