Mandray, Mizara, Mifanampy - Fahalalana, Traikefa, Fikafika, Vaovao
Afaka manoratra ao amin'ny forum sy wiki ianao, raha mila mihoatra izay dia ilazao fotsiny ;-)

-->> Eto ny fisoratana anarana <<--

Visual Studio Lightswitch

Sujet: 

Mety misy miteny angambany nareo hoe tena be loatra ilay kirakira anaty ny .Net, tsy misy ohatra ilay fanamboarana laminasa tsotra ohatra ny taloha (ohatra tamin'ny access)

Visual Studio Lightswitch dia fitaovana natao hanamboarana laminasa faran izany tsotra indrindra.
Raha mahay access ianao dia tokony ahay Lightswitch.

Virtualisation - Update

Sujet: 

Fanaovazana kely mikasika ny virtualisation izay noresahana tato http://infogasy.net/?q=node/1069 dimy taona lasa izay (mandeha ny fotoana).

- Wine : mbola mitohy foana, efa miha stable tsara raha oharina ny t@ 2006
- QEmu /KVM : Ny KVM dia lasa miaraka @ kernel linux nanomboka t@ version 2.6.20
- Xen : mbola mitohy, lasa concept hafa mampiasa ny atao hoe paravirtualization.
- VMWare : mbola mitohy
- Virtual PC : mbola mitohy
- Pear PC : tsy nihetsika intsony
- CoLinux : mbola mitohy
- User Mode Linux : efa azo lazaina obsolète, efa KVM daholo izao no ampiasaina. Ny olana @ KVM fotsiny dia tsy maintsy processeur mahazaka virtualisation (zany hoe efa taty aoriana) vao mandeha.

Pages

Subscribe to Informatika Malagasy RSS