Mandray, Mizara, Mifanampy - Fahalalana, Traikefa, Fikafika, Vaovao
Afaka manoratra ao amin'ny forum sy wiki ianao, raha mila mihoatra izay dia ilazao fotsiny ;-)

-->> Eto ny fisoratana anarana <<--

Ubuntu 11.04

Sujet: 

Mitohy mianatra anaram-biby amin'ny kinovan'ny Ubuntu, Natty Narwahl indray hono ny manaraka. Vao ny beta no nivoaka aloha, fa ny zava-baovao entiny no mety misy mahaliana :

Coach Azure

Sujet: 

Efa nivoaka izao ny fihofanana varavarakely eny ambony rahona (Windows Azure) , koa aza misalasala azy mianatra an'izany fa io resaka ambony rahona io no hanjaka ato ho ato.

HTML5

Sujet: 

Voaresaka matetika moa tato ho ato ny HTML5, izay azo lazaina fa hoavin'ny aterineto.

Pages

Subscribe to Informatika Malagasy RSS