Mandray, Mizara, Mifanampy - Fahalalana, Traikefa, Fikafika, Vaovao
Afaka manoratra ao amin'ny forum sy wiki ianao, raha mila mihoatra izay dia ilazao fotsiny ;-)

-->> Eto ny fisoratana anarana <<--

Muzip

Sujet: 

Muzip dia logiciel kely hahafahana manao compression/décompression mahasolo ny Winzip. Maimaim-poana izy io ary miaraka amin'ny code source. Ny tsininy kely dia tsy mahasoratra ireo format .rar izy. Marihina fa efa misy ihany koa ny 7-zip. Rohy ofisialy : http://utilfr42.free.fr/muzip/index.php

Quantum GIS : SIG libre

Sujet: 

Quatum GIS dia tsy inona fa Système d'Information Géographique libre (maimaim-poana). Marihina fa vitsy dia vitsy ny kirakira tahak'itony maimaim-poana. Ary ny anisan'ny mahatsara azy dia mahazaka avy hatrany ireo format ampiasain'ireo kirakira hafa toy ny MapInfo, Arc ,....
Rohy ofisialy : http://qgis.org/

Carte SIM 512Mo

Sujet: 

Dia miala any indray ny carte SIM (ilay carte kely any anatin'ireny finday ireny) izay mahatratra 512Mo. Lehibe ihany izany raha carte SIM no resahana satria hatramin'izay dia 64Ko monja no halehibeny.

Pages

Subscribe to Informatika Malagasy RSS